FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Adoni-bezeka”
  • Adoni-bezeka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Adoni-bezeka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Bezeka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Perizita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ankiben-tanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Rantsantongotra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Adoni-bezeka”

ADONI-BEZEKA

(Adônì-bezèka) [Tompon’i Bezeka].

Mpanjaka mahery, izay nampietry mpanjaka mpanompo sampy 70, ka nanapaka ny ankiben-tanana sy ankiben-tongotr’izy ireo. Nanao izany izy talohan’ny nanafihan’ny Israelita an’i Bezeka.

Nisy fotoana koa, ny Atenianina fahiny namoaka lalàna hoe hotapahina ny ankiben-tanan’izay babo an’ady. Mbola afaka nivoy lakana izy ireo avy eo, fa tsy afaka nitana sabatra na lefona intsony. Tsy ela taorian’ny nahafatesan’i Josoa dia resin’ny fokon’i Joda sy Simeona ny miaramila kananita sy perizita 10 000, ka lasa nandositra i Adoni-bezeka. Rehefa voasambotra izy dia notapahina ny ankiben-tanany sy ny ankiben-tongony ka hoy izy: “Ny nataoko ihany ity no avalin’Andriamanitra ahy.” Nentina tany Jerosalema izy, ary maty tany.​—Mpts 1:4-7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara