FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Famaky”
  • Famaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famaky
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Antsy Fanaovana Sokitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Antrendry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Atrota-beti-joaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tanalahy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Famaky”

FAMAKY

Fitaovana misy lelany sy tahony (zarany) fikapana hazo na vato; atao fitaovam-piadiana koa.

Teny hebreo sy grika maromaro no ilazana an’io fitaovana io. Ny teny hebreo hoe garzen no ilazan’ny Baiboly ny famaky fikapana hazo, sy ilazan’ny soratra any Siloama ny famaky fihadiana vato. (De 19:5; Is 10:15) Sagar kosa ny teny hebreo nadika hoe “famaky roa lela” (Sl 35:3) (Lexicon in Veteris Testamenti Libros, nataon’i Koehler sy Baumgartner, Leyde, 1958, p. 650), ary barzel (a.b.t.: vy) no nadika hoe “lelam-pamaky.”​—2Mp 6:5, 6.

Nisy tamin’ireo mpandova ny fanjakan’ny lanitra “novonoina tamin’ny famaky noho izy nitory momba an’i Jesosy sy niresaka momba an’Andriamanitra.” (Ap 20:4) Noheverin’ny mpitondra hoe tokony ho faty ireo mpanompon’Andriamanitra tsy nivadika ireo, ka novonoiny tamin’ny famaky (fanao tsindraindray tamin’ireo voaheloka ho faty).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara