FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Antsy Fanaovana Sokitra”
  • Antsy Fanaovana Sokitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Antsy Fanaovana Sokitra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Famaky
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Antrendry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tanalahy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Atrota-beti-joaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Antsy Fanaovana Sokitra”

ANTSY FANAOVANA SOKITRA

Avy amin’ny teny hebreo hoe maʽatsad, ary ilazana fitaovana fanaovana sokitra hazo na vy. (Je 10:3; Is 44:12) Toa misy ifandraisany amin’ny fiteny hafa (mitovitovy amin’ny teny hebreo) midika hoe “mijinja; mikapa” ny fototeny niavian’io teny io. Nadikan’i Koehler sy Baumgartner hoe “antsy fanaovana sokitra” àry ny hoe maʽatsad. (Lexicon in Veteris Testamenti Libros, Leyde, 1958, p. 550) Misy tahony sy lelany mifaingoka ny antsy toy izany ankehitriny. Misy koa milaza fa karazana famaky fanafisahana hazo ilay hoe maʽatsad, satria izay no dikan’io teny hebreo io izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara