BEDADA (Bedàda). Rain’i Hadada mpanjaka edomita, izay nanjaka tao Avita raha mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.—Ge 36:31, 35; 1Ta 1:43, 46.