MAHAZIOTA
(Mahaziòta).
Levita Kehatita, ary ny anarany no voatonona farany tamin’ireo 14 lahy zanak’i Hemana. I Mahaziota no lasa lehiben’ny andiany faha-23 tamin’ireo antokona mpitendry zavamaneno tao amin’ny tempoly, izay nalamin’i Davida.—1Ta 25:4-6, 8, 9, 30.