FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp19 No. 2 p. 16
  • ‘Miahy Anao Izy’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Miahy Anao Izy’
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Tsy Miraharaha ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
  • Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?
    Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
wp19 No. 2 p. 16

‘Miahy Anao Izy’

Tovovavy iray mandeha eny an-dalana sady mitsikitsiky

Mety handiso fanantenana anao ny olona. Iza anefa no tsy handao anao mihitsy?

Nilaza i Davida Mpanjaka hoe: “Na mahafoy ahy aza ny raiko sy ny reniko, i Jehovah kosa handray ahy.”​—Salamo 27:10.

“Rain’ny fangorahana sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra” i Jehovah. “Mampionona antsika amin’ny fahoriana rehetra mahazo antsika izy.”​—2 Korintianina 1:3, 4.

“Apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo, satria miahy anareo izy.”​—1 Petera 5:7.

Inona no porofo hoe te hanampy anao Andriamanitra? Jereo ny lesona 08 amin’ilay boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io, ary azo alaina ao amin’ny www.jw.org/mg

Te ho akaiky kokoa an’Andriamanitra ve ianao? Manazava ny zavatra azonao atao ny lesona 08 amin’io boky navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah io. Azo alaina ao amin’ny www.jw.org/mg izy io

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara