FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp18 No. 3 p. 16
  • Tsy Miraharaha ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Miraharaha ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?
  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • ‘Miahy Anao Izy’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
wp18 No. 3 p. 16
Olona mikarokaroka zavatra eo amin’ny toerana nisy hain-trano

Tsy miraharaha ny fijaliantsika ve Andriamanitra?

Misy mieritreritra hoe tsy mba miraharaha antsika Andriamanitra.

INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

  • Hitany ny fijaliantsika ary malahelo antsika izy

    “Hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ... ka nalahelo ny fony.”—Genesisy 6:5, 6.

  • Hanafoana ny fijaliana rehetra izy

    “Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy. Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy. Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany, ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.”—Salamo 37:10, 11.

  • Tiany ho sambatra ianao

    “‘Fantatro tsara ny zavatra efa noeritreretiko hatao aminareo’, hoy i Jehovah. ‘Mieritreritra ny hanome anareo fiadanana aho fa tsy loza, mba hahatonga anareo hanana ny hoavinareo sy hanana fanantenana. Dia hiantso ahy ianareo ka ho avy hivavaka amiko, ary hihaino anareo aho.’”—Jeremia 29:11, 12.

    “Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.”—Jakoba 4:8.

Raha tianao ny hahazo fanazavana fanampiny momba ny hoe nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny fijaliana, dia jereo ny lesona 26 amin’io boky io. Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary azo alaina ao amin’ny www.jw.org.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara