FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/00 p. 7
  • Zotom-po Izay Mampirisika ny Maro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zotom-po Izay Mampirisika ny Maro
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
  • Mitovitovy Aminy
  • Hazoto toa An’i Jehovah sy Jesosy ve Ianao Amin’ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Tadiavina — Mpisava Lalana Mpanampy 600
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Tanjona Mendrika Hotratrarina Amin’ny Taom-panompoana Vaovao
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Hanao Azy Io Indray ve Isika? — Antso Hafa Iray mba Hisian’ny Mpisava Lalana Mpa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
km 4/00 p. 7

Zotom-po Izay Mampirisika ny Maro

Nidera an’ireo Korintianina ny apostoly Paoly, noho ny zotom-pon’izy ireo ho an’ny asa tsara, izay “namporisika ny maro” tamin’ireo Kristianina namany. (2 Kor. 9:2). Matetika no afaka mahita vokatra mitovy amin’izany koa ny olona iray, ny fianakaviana iray, ny antokon’olona iray miara-mianatra boky na ny kongregasiona iray manontolo, amin’ny fandraisany anjara amin-jotom-po amin’ny asa fitoriana. Ireto misy fomba sasany izay mety hahafahanao hampiseho zotom-po amin’ny fanompoana.

◼ Atokàny ho Andro Fanelezana Gazety ny asabotsy tsy iasanao.

◼ Mandraisa anjara amin’ny fanompoana ny alahady.

◼ Ampiasao mba hanaovanao fanompoana bebe kokoa ny toetr’andro tsara sy tsy misy orana.

◼ Mandraisa anjara amin’ny fandaharana manokana rehetra ho amin’ny fitoriana.

◼ Ampiasao ny andro fety tsy iasana na tsy andehanana any an-tsekoly mba hanaovana fanompoana.

◼ Mandraisa anjara amin’ny fanompoana, mandritra ny fitsidihan’ny mpiandraikitra ny fizaran-tany.

◼ Manaova ny fanompoan’ny mpisava lalana mpanampy mandritra ny iray volana na mihoatra, ao anatin’ny taona.

◼ Amboary ny tarehin-javatra misy anao, raha azo atao, mba hanaovana ny fanompoan’ny mpisava lalana maharitra.

Jereo ny Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2000, pejy 17-19.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara