Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jan.
“Noho ireo fandatsahan-dra hita hatraiza hatraiza, heverinao ve fa resin’ny ratsy ny tsara? [Avelao izy hamaly.] Mariho ange izay lazain’ny Baiboly momba an’Andriamanitra e! [Vakio ny Salamo 83:18b.] Havelan’Andriamanitra handresy ny tsara àry ve ny ratsy, nefa izy no Avo Indrindra? [Avelao izy hamaly.] Hahafa-po anao ny valiny omen’ity Tilikambo Fiambenana ity.”