FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/04 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
km 2/04 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Feb.

“Miezaka mikarakara ny fahasalamantsika ny ankamaroantsika. Hita tamin’ny fandinihana vao haingana fa misy vokany eo amin’ny fahasalamantsika koa ny fifandraisantsika amin’Andriamanitra. Ahoana no hetezan’izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 5:3.] Resahin’ity gazety ity ny fomba ahafahantsika manatona an’Andriamanitra.”

Mifohaza! 8 Feb.

“Toy izao ny anarana manokan’Andriamanitra amin’ny teny hebreo. [Asehoy ny fonon’ilay gazety.] Misy milaza fa tsy tokony hotononina io anarana io. Ny hafa indray tsy misalasala mampiasa azy io. Miresaka ny amin’io tsy fitovian-kevitra io ity Mifohaza! ity. Resahin’izy ity koa ny fomba ahafantarantsika tsara ny anaran’Andriamanitra.” Vakio ny Salamo 83:18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara