FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/07 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
km 2/07 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jan.  

“Aiza no hahitan’ny mpivady torohevitra mahomby hanatsarany ny tokantranony, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Resahina ato amin’ity andinin-teny ity hoe iza no namorona ny fanambadiana. [Vakio ny Genesisy 2:22.] Efa nolazain’Andriamanitra mialoha ny andraikitra sarobidy tanan’ny lehilahy sy ny vehivavy manambady. Resahina ato amin’ity gazety ity izany.”

Mifohaza! Jan.

“Voamarikao ve fa tsy manaraka ny fampianaran’i Jesosy ny olona maro mitonona ho Kristianina? [Avelao izy hamaly.] Maro, ohatra, no tsy mankatò an’ity tenin’i Jesosy ity. [Vakio ny Jaona 13:35.] Resahin’ity lahatsoratra ity ny fahasamihafana eo amin’ny fampianaran’i Jesosy sy ny hevitry ny olona maro mitonona ho Kristianina.” Asehoy ilay lahatsoratra manomboka eo amin’ny pejy 18.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Feb.

“Hihatsara ve ny fiainana eto amintsika, raha mankatò ireto teny ireto daholo ny olona rehetra? [Vakio ny Efesianina 4:25, ary avelao izy hamaly.] Maro ny olona mihevitra fa mety indraindray ny mandainga. Hazavain’ity gazety ity anefa ny soa raisintsika raha milaza ny marina foana isika.”

Mifohaza! Feb.

“Toa miady mafy izao ny fivavahana any amin’ny tany sasany mba hihazonana ny mpiangona ao aminy. Manomboka tsy liana amin’ny fivavahana intsony ve ny olona any, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ny apostoly Paoly ny antony iray mahatonga izany. [Vakio ny Asan’ny Apostoly 20:29, 30.] Resahin’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny hoavin’ny fivavahana kristianina.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara