FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/06 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 2/06 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jan.

“Lasa tian’ny olona ny miresaka momba ny anjely, tato ho ato. Efa noeritreretinao ve hoe iza izy ireo, ary nahoana no manan-kery eo amin’ny fiainantsika? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Salamo 34:7.] Resahin’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny asan’ireny anjely ireny, tamin’ny lasa sy ankehitriny ary amin’ny hoavy.”

Mifohaza! Jan.

“Afaka mahita torohevitra momba ny lafin-javatra maro isika ankehitriny. Firy amin’ireny torohevitra ireny anefa no heverinao fa azo itokisana? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny 2 Timoty 3:16.] Asehon’ity Mifohaza! ity hoe nahoana isika no afaka miantehitra amin’ny Baiboly ho toy ny loharanon’ny tena fahendrena.” Asongadino ilay lahatsoratra manomboka eo amin’ny pejy 18.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Feb.

“Samy mila vola isika rehetra eo amin’ny fiainana. Ekenao ve anefa fa mila mitandrina ny amin’ny loza resahin’ity andininy ity isika? [Vakio ny 1 Timoty 6:10, ary avelao izy hamaly.] Manampy antsika hahita ny sasany amin’ireo fitaky ny harena fahita ankehitriny ity gazety ity, ary miresaka ny fomba hanalavirana izany.”

Mifohaza! Feb.

“Maro amintsika manana havana na namana be taona no mieritreritra hoe ahoana no azo anampiana azy ireny hiatrika ny fahanterana. Sa ahoana hoy ianao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ny zavatra azontsika atao, mba hahatonga ny fahanterana ho mora zakaina kokoa. Hazavainy koa ny fomba hahatanterahan’ity faminaniana ity.” Vakio ny Joba 33:25.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara