Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Feb.
“Misy olona manontany tena raha tena misy Andriamanitra. Misy milaza fa misy izy, saingy lavitra azy ireo. Efa nahamarika izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Mariho eto hoe nahoana no tena ilaina ny mahafantatra tsara an’Andriamanitra. [Vakio ny Jaona 17:3.] Hahaliana anao tokoa ireo lahatsoratra ato amin’ity gazety ity.”