Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Mar.
“Araka ny hevitrao, mbola azo ampiharina amin’izao androntsika izao ve ny fampianaran’i Jesosy? [Avelao izy hamaly.] Azoko antoka fa ekenao ity didy nomen’i Jesosy talohan’ny nahafatesany ity. [Vakio ny Jaona 15:12.] Nampianatra zavatra tsara maro hafa koa i Jesosy tamin’izay. Mampiseho ny fomba andraisantsika soa avy amin’izy ireny ity gazety Ny Tilikambo Fiambenana ity.”