FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/05 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 5/05 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Apr.

“Be dia be ny zavatra azo ianarana ankehitriny, sa tsy izany? [Avelao izy hamaly.] Lazain’ity andinin-teny ity anefa izay mahasoa indrindra. [Vakio ny Jaona 17:3.] Hazavain’ity gazety ity ny atao hoe ‘fiainana mandrakizay’, sy ny fomba ahazoana ilay fahalalana mitarika ho amin’izy io.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Rehefa misy maty ny havanao, tsy irinao ve ny hahita azy ireny indray? [Avelao izy hamaly.] Nampahery olona maro ny fampanantenan’ny Baiboly fa hitsangana ny maty. [Vakio ny Jaona 5:28, 29.] Resahin’ity gazety ity hoe rahoviana ny maty no hitsangana, ary iza marina no hatsangana.”

Mifohaza! 8 Mey

“I Jesosy Kristy angamba no olona be mpahalala indrindra. Olona maro anefa no manontany tena hoe iza marina moa izy. Fantatrao ve fa efa nametraka izany fanontaniana izany koa na dia ny apostoliny aza? [Avelao izy hamaly. Vakio ny Marka 4:41 avy eo.] Miresaka momba an’i Jesosy ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara