Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Apr.
“Misy mihevitra fa sitrapon’Andriamanitra izay rehetra mitranga eo amin’ny fiainana, anisan’izany ireo loza. Efa nanontany tena ny amin’izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Maro no mahafantatra an’ity vavaka ity. [Vakio ny Matio 6:10b.] Inona no fikasan’Andriamanitra ny amin’ny tany, ary rahoviana izany no ho tanteraka? Resahin’ity gazety ity ny valiny omen’ny Baiboly.”