FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/08 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 11/08 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Nov.

“Hihamafy ve ny fatoram-panambadiana raha mampihatra an’ity torohevitry ny Baiboly ity ny mpivady, araka ny hevitrao? [Vakio ny Joba 31:1, ary avelao izy hamaly.] Resahin’ity lahatsoratra ity ny toro lalan’ny Baiboly, izay manampy ny mpivady hitana ny voady nifanaovany.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 18.

Mifohaza! Nov.

“Miaiky ny ankamaroan’ny olona fa miha fongotra haingana be ny trondron-dranomasina. Hahavita hamaha izany olana izany ve ny fitondran’olombelona, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 6:10.] Resahin’ity lahatsoratra ity ny antony sasany mampanahy ny olona, sy ny vahaolana omen’Andriamanitra.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 20.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Des.

“Olona maro no mieritreritra momba an’i Jesosy amin’izao faran’ny taona izao. Misy vokany eo aminao ve ny modely nomeny? [Avelao izy hamaly.] Mampirisika antsika hanaraka ny modely nomen’i Jesosy ny Baiboly. [Vakio ny 1 Petera 2:21.] Ho lasa olona tsara kokoa sy sambatra kokoa isika raha manao izany. Hazavain’ity gazety ity ny antony.”

Mifohaza! Des.

“Efa hatramin’ny taonjato maro ny olona no nametraka an’ity fanontaniana ity. [Asehoy ilay fanontaniana eo amin’ny fonon’ilay gazety.] Aiza no heverinao fa hahitantsika ny tena valin’izy io? [Avelao izy hamaly.] Mariho hoe nahoana no tokony hitady ny valin’io fanontaniana io any amin’Andriamanitra isika? [Vakio ny Salamo 100:3.] Asehon’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba izany.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara