FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/10 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 11/10 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Novambra

“Araka ny hevitrao, mba mandinika antsika ve ny anjely? [Avelao izy hamaly.] Mariho ity lazain’ny Baiboly ity. [Vakio ny Lioka 15:10.] Nilaza i Jesosy fa manan-kery eo amintsika ny anjely. Izany no resahin’ity lahatsoratra ity.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 16.

Mifohaza! Novambra

“Mety ve raha olo-masina no ivavahana ka atao mpanelanelana antsika amin’Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Mariho izay lazain’ny Baiboly. [Vakio ny Jaona 14:6.] Hazavain’ity gazety ity, eo amin’ny pejy 20, hoe iza no tokony hivavahana raha te hahazo valim-bavaka.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra

“Maro no mino fa misy hery tsy hita maso any ho any manan-kery eo amin’ny fiainantsika. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Apokalypsy 12:7-9.] Asehon’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ireny hery tsy hita maso ireny. Hazavainy ato koa hoe azo ifandraisana ve izy ireny.”

Mifohaza! Desambra

“Efa nieritreritra ve ianao hoe nahoana no ankalazaina ny 25 Desambra ny Krismasy, nefa tsy lazain’ny Baiboly akory ny daty nahaterahan’i Jesosy? [Avelao izy hamaly.] Tsy teraka tamin’ny ririnina i Jesosy, raha ity andinin-teny ity no jerena. [Vakio ny Lioka 2:8.] Resahin’ity gazety ity ny fiandohan’ny Krismasy.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara