FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/12 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 4/12 p. 8

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Mey

“Fanao mahazatra ny Kristianina maro ny batisa. Tena ilaina ve izy io, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Misy hevitra mahaliana momba izany ato amin’ity lahatsoratra ity.” Omeo ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily ilay olona, ary iaraho midinika ilay fanontaniana voalohany eo amin’ny pejy 16. Mamakia andininy iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana mba handinihana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily

“Maro be ny hevitry ny olona momba an’i Jesosy. Misy mihevitra fa izy no Mesia. Ny hafa indray mihevitra fa olona tsara fotsiny izy. Misy aza mino fa tsy nisy mihitsy izy. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Tena ilaina ny mahalala ny marina momba an’i Jesosy, raha ny Baiboly no jerena. [Vakio ny Jaona 17:3.] Resahin’ity gazety ity ny hevitry ny Baiboly, momba ireo fanontaniana sasany fametraky ny olona.”

Mifohaza! Aprily

“Mitsidika anao izahay satria te hanampy an’ireo fianakaviana. Miaiky angamba ianao fa miatrika olana maro ny fianakaviana ankehitriny, sa tsy izany? [Avelao izy hamaly.] Voalaza ao amin’ity andinin-teny ity hoe aiza no mahazo torohevitra tsara ny fianakaviana maro. [Vakio ny Salamo 119:105.] Resahin’ity gazety ity fa afaka mamaha ny olana mahazo azy ny fianakaviana misy raikely na renikely, rehefa manaraka ny toro lalan’ny Baiboly.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara