FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/12 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 1/12 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Febroary

“Misy mino fa tena marina izay lazain’ny Baiboly momba ny hoavy. Ny hafa indray tsy mino. Milaza izy ireo fa tsy mazava ny faminaniana ao, ary samy manana ny fandraisany an’izany ny olona tsirairay. Ahoana ny hevitrao?” Avelao izy hamaly. Omeo azy ilay Tilikambo Fiambenana 1 Janoary, ary vakio sy diniho miaraka aminy ireo fehintsoratra eo ambanin’ny fanontaniana voalohany, eo amin’ny pejy 16. Mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba hamaliana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary

“Be dia be ny olo-malaza, ary maro ny zavatra azo ianarana avy amin’izy ireny. Sa ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Misy olo-malaza iray resahin’ity andininy ity. Izy irery no antsoina hoe ‘naman’Andriamanitra’ ao amin’ny Baiboly. [Vakio ny Jakoba 2:23.] Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana i Abrahama no noraisin’Andriamanitra ho namana. Resahina ato koa izay azontsika ianarana avy aminy.”

Mifohaza! Janoary

“Lasa mahazatra ny olona ny manao tsolotra, na manao ny tsy marina any am-piasana. Misy mihevitra fa ilaina izany raha te ho tafita ianao. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Mampisaintsaina ity andinin-teny ity. [Vakio ny Ohabolana 20:17.] Lazain’ity gazety ity hoe nahoana no ilaina ny manao ny marina.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara