FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 4
  • Tiako Be Mihitsy ny Fiainako

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tiako Be Mihitsy ny Fiainako
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Oviana no Nanomboka Nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 1)
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Oviana no Nanomboka Nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 2)
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Hazavao Amin’ny Olona ny Momba ny 1914
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2013
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tiako Be Mihitsy ny Fiainako

Be dia be no azon’ny tanora atao, ao amin’ny fandaminan’i Jehovah. Jereo ilay video hoe Tiako Be Mihitsy ny Fiainako, dia ho hitanao fa nanao safidy tsara i Cameron na dia mbola tanora aza. Valio avy eo ireto fanontaniana ireto. (Jereo ny jw.org/mg, ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA.)

Cameron, manondro ny lalana avy eo Etazonia mankeo Malawi
  • Inona no zava-dehibe foana teo amin’ny fiainan’i Cameron?

  • Oviana izy no nanapa-kevitra hampitombo ny fanompoany, ary inona no nataony?

  • Inona avy no nomaniny, talohan’izy hanitatra faritany tany an-tany hafa?

    Cameron, mamaky andinin-teny amin’ny vehivavy iray any Malawi
  • Inona avy no mafy taminy, rehefa nanompo tany an-tany hafa izy?

  • Nahoana no mety ho tsara ny manompo an’i Jehovah, any amin’ny toerana tsy mahazatra anao, na amina fiainana vaovao aminao?

  • Inona avy ny fitahiana azon’i Cameron?

    Vavolombelon’i Jehovah any Malawi, manofahofa tanana
  • Hazavao fa afaka ny ho tsara be mihitsy ny fiainanao rehefa manompo an’i Jehovah ianao.

  • Inona avy no azon’ny tanora atao, ao amin’ny fandaminan’i Jehovah?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara