HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 14-16
Fanoharana Momba An’ilay Zanaka Adala
Inona no ianarantsika avy amin’io fanoharana io?
Hendry isika raha tsy misaraka amin’ny vahoakan’i Jehovah. Miaro sy mikarakara antsika mantsy ilay Raintsika be fitiavana
Tokony hiverina amin’i Jehovah isika raha nandika ny fitsipiny. Hahavita an’izany isika raha manetry tena sy matoky hoe vonona hamela ny helotsika izy
Manahaka an’i Jehovah isika, raha mandray tsara an’izay mpanota mibebaka ka lasa anisan’ny fiangonana indray