FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Martsa p. 2
  • Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Martsa p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly

Nalamin’i Davida Mpanjaka ny asan’ny Levita sy ny mpisorona tao amin’ny tempoly (1Ta 23:6, 27, 28; 24:1, 3; it “Levita”: “Andraikitra” § 2; it “Mpisorona”: “Fitsipika nifehy sy andraikitra” § 10)

Nisy mpitendry tena nahay sy vao nianatra notendrena hanao mozika (1Ta 25:1, 8; it “Mozika”: “Tantarany” § 5)

Notendrena hiandry vavahady, hiandraikitra zava-tsarobidy sy hanao andraikitra hafa ny Levita (1Ta 26:16-20; it “Mpiandry Vavahady”: “Vavahadin’ny tempoly” § 1)

Rahalahy sy anabavy alohan’ny fivoriana. 1) Mifampiarahaba sy mifampiresaka ry zareo. 2) Rahalahy iray mampiseho amin’ny anabavy iray zavatra vao napetaka eo amin’ny tabilao misy ny filazana. 3) Anabavy iray mandrotsaka fanomezana. 4) Rahalahy iray mpikarakara ny boky, manolotra boky sy gazety ho an’ny anabavy iray. 5) Rahalahy iray manamboatra mikrô eny amin’ny lampihazo. 6) Rahalahy iray manadio miaraka amin’ny zanany lahy kely.

Milamina tsara ny fomba anompoantsika an’i Jehovah satria tia filaminana izy.​—1Ko 14:33.

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ahitana hoe voalamina tsara mba hanompo an’i Jehovah ny fiangonana amin’izao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara