FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Septambra p. 11
  • Raiso ny Fanampian’ny Mpiara-manompo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Raiso ny Fanampian’ny Mpiara-manompo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Septambra p. 11

FAMPIOFANANA AMIN’​NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Raiso ny Fanampian’ny Mpiara-manompo

Nanome an’ireo rahalahy sy anabavy rehetra i Jehovah mba hanampiana antsika. (1Pe 5:9) Afaka manampy antsika izy ireo rehefa manana olana isika eny amin’ny fanompoana. Nandray soa, ohatra, i Paoly rehefa nampian’i Akoila sy Prisila, Silasy, Timoty, ary ny mpiara-manompo hafa. —As 18:1-5.

Ahoana no azon’ny mpiara-manompo anampiana anao rehefa eny amin’ny fanompoana? Mety hanome soso-kevitra anao izy ireo hoe ahoana no atao rehefa tratran’ny fanoherana, manao fiverenana mitsidika, manasa olona hianatra Baiboly, na mitarika fampianarana Baiboly. Eritrereto hoe iza ao amin’ny fiangonanareo no afaka manampy anao, ary miresaha aminy. Azo antoka fa samy handray soa ianareo ary samy ho faly.—Fi 1:25.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: RAISO NY FANAMPIAN’I JEHOVAH: MPIARA-MANOMPO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’​ilay video hoe “Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’​i Jehovah: Mpiara-manompo.” Miara-mampianatra Baiboly an’​i Sendra i Nita sy ny anabavy iray.

    Ahoana no nataon’i Nita mba hampirisihana an’i Sendra hivory?

  • Sary avy amin’​ilay video hoe “Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’​i Jehovah: Mpiara-manompo.” Miaraka amin’​i Nita i Bebe Razay ary mitantara amin’​i Sendra hoe mpihira izy taloha.

    Nahoana isika no tokony hiaraka amin’ny mpitory hafa rehefa mampianatra Baiboly?

  • Sary avy amin’​ilay video hoe “Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’​i Jehovah: Mpiara-manompo.” Mampianatra an’​i Sendra i Bebe Razay rehefa tsy eo i Nita.

    Ny fiangonana manontolo no mifarimbona mba ho lasa mpianatr’i Jesosy ny olona iray

    Inona no itovizan’i Sendra sy Bebe Razay?

  • Inona no fahaizana mety ho azon’ny mpitory hafa atoro anao, rehefa manompo?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara