FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 15
  • Ampio Hahay Hianatra ny Olona Ampianarinao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampio Hahay Hianatra ny Olona Ampianarinao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Ampio Hahay Hianatra ny Olona Ampianarinao

Tsy ampy ny fahamarinana ampianarintsika ny mpianatsika raha te hanampy azy hahalala an’i Jehovah sy ho lasa Kristianina matotra isika. (Mt 5:3; He 5:12–6:2) Tsy maintsy mianatra misakafo ara-panahy koa izy.

Vao manomboka mianatra mihitsy izy dia efa ampianaro manomana, ary ampirisiho hanomana foana isaky ny hianatra Baiboly. (mwb18.03 6) Ampirisiho hivavaka koa izy alohan’ny hianarany samirery. Ampio hahita an’ireo fitaovana fianarana amin’ny endrika elektronika izy ary ampianaro mampiasa azy ireny. Hazavao aminy hoe ahoana no hahitana ny zava-baovao ao amin’ny jw.org sy ny Tele JW. Ampio tsikelikely izy mba hamaky Baiboly isan’andro, hanomana ny fivorian’ny fiangonana, ary hitady ny valin’ny fanontaniany. Ampio izy hisaintsaina an’izay ianarany.

JEREO ILAY VIDEO HOE AMPIO NY OLONA AMPIANARINAO BAIBOLY MBA HAHAY HIANATRA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hahay Hianatra.” Milaza i Sendra hoe tadidiny ny zavatra nanohina ny fony.

    Ahoana no nataon’i Nita mba hahatsapan’i Sendra hoe tsy ampy raha ny valiny fotsiny no tadiavina?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hahay Hianatra.” Ampian’i Nita hitady valiny ao amin’ny Baiboly i Sendra.

    Inona no nanampy an’i Sendra ho resy lahatra hoe mety ny ataon’i Jehovah rehefa mandrara antsika tsy haloto fitondran-tena izy?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hahay Hianatra.” Eo akaikin’ny sipany i Sendra sady misaintsaina andinin-teny.

    Ampianaro hamahana ny sainy sy ny fony ny mpianatrao

    Inona no lasa tsapan’i Sendra momba ny fisaintsainana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara