FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Mey p. 16
  • Miresaha Zava-nitranga Tato ho ato Rehefa Manompo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miresaha Zava-nitranga Tato ho ato Rehefa Manompo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Mampiasà Zava-niseho vao Haingana mba Hanairana Fahalianana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
  • Hatsarao ny Fanompoanao: Ovaovao Arakaraka ny Zava-misy ny Fitorianao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Aoka isika hahatakatra ny hevitr’ireo zava-miseho amin’izao fotoana izao
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Fitoriana eto Amin’ity Tontolo Miovaova Ity
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Mey p. 16
Anabavy miomana hitory. Mitazona taratasy mivalona izy, sady mijery vaovao ao amin’ny Internet.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miresaha Zava-nitranga Tato ho ato Rehefa Manompo

Niresaka zava-nitranga vao haingana i Jesosy, mba hampianarana ny olona nitoriany. (Lk 13:1-5) Afaka miresaka an’izay zava-nitranga tato ho ato koa ianao rehefa mitory, mba hahatonga ny olona ho liana amin’ny hafatra momba ilay Fanjakana. Anisan’izany ny hoe misondrotra be ny vidim-piainana, na hoe nisy loza araka ny natiora na korontana na olona nampiasa zava-mahadomelina. Mametraha fanontaniana mampisaintsaina avy eo, ohatra hoe: “Araka ny hevitrao, tsy hisy intsony ve izany indray andro any?” na “Inona no hitanao hoe vahaolana amin’izany?” Mamakia andinin-teny mifandray amin’ilay foto-kevitra avy eo. Raha liana ilay olona, dia mampisehoa video na manolora boky na gazety ao amin’ny Fitaovana Fampianarana. Enga anie isika hahay hanohina ny fon’ny olona ao amin’ny faritanintsika. Hataontsika “noho ny vaovao tsara ny zava-drehetra.”​—1Ko 9:22, 23.

Inona no foto-kevitra mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara