FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Novambra p. 2
  • “Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Sarobidy Taminy ny Fahendrena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Derao i Jehovah fa Hendry Izy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Novambra p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”

Tsy misy azon’ny olombelona atao mba hisakanana ny olona tsy ho faty na hananganana ny maty (Jb 14:1, 2, 4, 10; w99 15/10 3 § 1-3)

Afaka ny ho velona indray ny maty (Jb 14:7-9; w15 15/4 32 § 1-2)

Tsy hoe mahavita manangana ny mpanompony fotsiny i Jehovah fa maniry mafy hanao an’izany koa (Jb 14:14, 15; w11 1/3 22 § 5)

Sary: 1) Mitsimoka indray ny hazo iray notapahina. 2) Renim-pianakaviana anankiray any amin’ny Paradisa, mamihina ny zanany vavy natsangana tamin’ny maty.

SAINTSAINO IZAO: Nahoana no tsy andrin’i Jehovah ny hananganana ny mpanompony tsy mivadika? Inona no tsapanao momba an’i Jehovah vokatr’izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara