Andrey Nesmachniy: Tsy Nisy Afa-tsy Baolina ny Fiainako!
Nisy zavatra nandiso fanantenana an’i Andrey rehefa tanteraka ny nofinofiny, ka lasa saina izy hoe mbola misy dikany ve ny fiainana. Tsy nampoiziny ny fomba nahitany ny valin’izany.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.