FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwfq lahatsoratra 33
  • Fivavahana Protestanta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivavahana Protestanta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
  • Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Anisan’ny Fiangonana Protestanta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Antsoantso Fanovana
    Mifohaza!—2004
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Mitaintaina Mafy ny Eglizy any Amerika Latina — Nahoana no An-tapitrisany Maro n
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
ijwfq lahatsoratra 33
Vavolombelon’i Jehovah miresaka ny zavatra inoany avy ao amin’ny Baiboly

Fivavahana Protestanta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsia. Marina fa Kristianina izahay Vavolombelon’i Jehovah nefa tsy Protestanta izahay. Nahoana?

Misy milaza fa ny atao hoe Fivavahana Protestanta dia izay “fikambanana ara-pivavahana manohitra ny Fivavahana Katolika.” Marina fa tsy manaiky ny fampianaran’ny Eglizy Katolika ny Vavolombelon’i Jehovah. Tsy mihevitra ny tenanay ho Protestanta anefa izahay noho ireto antony ireto:

  1. Misy zavatra maromaro inoan’ny Protestanta nefa mifanohitra amin’ny Baiboly. Milaza, ohatra, ny Baiboly fa “iray ny Andriamanitra”, fa tsy telo izay iray. (1 Timoty 2:5; Jaona 14:28) Voalaza mazava tsara ao koa fa hosazin’Andriamanitra ny ratsy fanahy, ka horinganiny mandrakizay fa tsy hoe halefany any amin’ny afobe.—Salamo 37:9; 2 Tesalonianina 1:9.

  2. Tsy manohitra na miezaka manova ny Eglizy Katolika sy ny fivavahana hafa izahay. Mitory ny vaovao tsara momba ny Fanjakan’Andriamanitra fotsiny izahay, ary manampy ny olona hino an’izany vaovao tsara izany. (Matio 24:14; 28:19, 20) Tsy hoe hanova antokom-pivavahana no tanjonay fa ny hanampy ny olona tso-po hianatra ny marina momba an’Andriamanitra sy ny Baiboly.—Kolosianina 1:9, 10; 2 Timoty 2:24, 25.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara