13 Izany fanompoana izany no manaporofo hoe olona hoatran’ny ahoana ianareo. Koa hanome voninahitra an’Andriamanitra izy ireo, satria manaiky ny vaovao tsara momba an’i Kristy ianareo, araka ny ambaranareo ampahibemaso, sady malala-tanana amin’izy ireo sy amin’ny rehetra.+