FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/98 p. 3
  • Fanoloran-kevitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanoloran-kevitra
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampiasao amin’ny fomba tsara ireo zavatra vita an-tsoratra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Fanampiana ny Hafa Hahatakatra ny Maha-sarobidy Ireo Zavatra Vita An-tsoratra Av
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Valin’ireo Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Mitarika Ho Amin’ny Fiainana Ny Fahalalana An’ilay Andriamanitra Marina
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 9/98 p. 3

Fanoloran-kevitra

Fanimpitony amin’ny Septambra no hanaovana ny boky Fahalalana ho zavatra atolotra hasongadina amin’ny volana. Na dia manana antony tsara hampifantohana ny saina amin’io boky fianarana ny Baiboly mandaitra io aza isika, dia tadidio fa ny zavatra vita an-tsoratry ny Fikambanana hafa dia manome fanazavana amin’ny tsipiriany momba ny foto-kevitra maro izay resahina fohy ihany ao amin’ny boky Fahalalana. Afaka manatsara ny fanompoanao ianao raha mahafantatra tsara ireo zavatra vita an-tsoratra rehetra ananan’ny kôngregasiônanao, sy mailaka hanolotra izany amin’ireo olona mianatra ny Baiboly sy ny hafa izay mampiseho fahalianana amin’ny foto-kevitra manokana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara