FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ny Israelita sy ny Fiainany Andavanandro”
  • Ny Israelita sy ny Fiainany Andavanandro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Israelita sy ny Fiainany Andavanandro
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Akofa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Asa eny Am-pamoloana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fikororohana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fehivava
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ny Israelita sy ny Fiainany Andavanandro”

FANAZAVANA MAHALIANA

Ny Israelita sy ny Fiainany Andavanandro

NANAO ahoana ny fiainan’ny Israelita fahiny? Hoatran’ny ahoana ny tranon’olon-tsotra? Inona no asan’ny olona? Inona avy no fomba amam-panaony? Hanampy anao hahazo sary an-tsaina an’ireo fitantaran’ny Baiboly na hahazo ny hevitry ny andininy sasany ny fahalalana izany.

[Sary, pejy 952]

Nisy tampon-trano toy ny an’ity trano any Jerosalema ity ny ankamaroan’ireo trano. Azo atao ny nandehandeha teny, naka rivotra teny rehefa takariva, na natory teny mihitsy aza (Lk 17:31)

[Sary, pejy 952]

Jiro fahiny vita tamin’ny tanimanga, ary nasiana menaka tao anatiny (Mt 25:1-4)

[Sary, pejy 952]

Fahita tao an-tokantranon’ny Israelita ny lafaoro toy ity (Le 26:26)

[Sary, pejy 952]

Matetika no nitondra entana teny an-tsorony ny vehivavy sy lehilahy hebreo (Ge 24:15; No 7:9)

[Sary, pejy 952]

Kojakojan-dakozia vita tamin’ny tanimanga, fa nisy koa vita tamin’ny vato (1Mp 17:12)

[Sary, pejy 953]

Taloha dia notapahina tamin’ny tanana ny varimbazaha rehefa nojinjaina (ambony). Teny am-pamoloana dia nasaina nohitsakitsahin’ny omby na nampiasana fitaovana fanosihosena ilay varimbazaha mba hisaraka amin’ny ampombo, ary nokororohina, izany hoe natsipy ambony ny voa mba ho lasan’ny rivotra ny ampombo

Angamba vato fikosohana voan’oliva mba hahazoana menaka (No 18:27)

[Sary, pejy 953]

Vato fikosoham-bary ahodin-tanana mba hahazoana lafarinina (Mt 24:41)

[Sary, pejy 954]

Betsaka ny mpiandry ondry fahiny (Lk 15:4)

[Sary, pejy 954]

Natao mpitondra entana ny ampondra matetika (1Ta 12:40)

[Sary, pejy 954]

Efa fampiasa hatramin’izay any Israely ny lavadrano (Ge 29:10)

[Sary]

Vehivavy miloloha sobika hoatran’ny fahita tsindraindray any atsinanan’ny Ranomasina Mediterane

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara