Josoa 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+ Josoa 21:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Josoa 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa nataon’i Jehovah milamina ny tanin’ny Israely,+ satria novonjeny tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+
15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
23 Efa nataon’i Jehovah milamina ny tanin’ny Israely,+ satria novonjeny tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+