Levitikosy 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataoko manjaka ao amin’ilay tany ny filaminana,+ ka tsy hisy hampatahotra anareo rehefa matory ianareo.+ Hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka, ary tsy hisy mpanafika hamely ny taninareo amin’ny sabatra. Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
6 Hataoko manjaka ao amin’ilay tany ny filaminana,+ ka tsy hisy hampatahotra anareo rehefa matory ianareo.+ Hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka, ary tsy hisy mpanafika hamely ny taninareo amin’ny sabatra.
23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+