-
Josoa 12:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Be dia be ny mpanjaka tao amin’ilay tany resin’i Josoa sy ny Israelita tetỳ ampita andrefan’i Jordana, manomboka eo Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna,+ ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira.+ Dia nomen’i Josoa ho fananan’ny fokon’ny Israely araka ny anjarany avy ny tanin’izy ireo+
-
-
Josoa 12:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 ny mpanjakan’i Dora tany amin’ny tehezan-kavoanan’i Dora,+ iray; ny mpanjakan’i Goima tany Gilgala, iray;
-