-
2 Samoela 13:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hoy anefa i Jonadaba+ zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida: “Aoka ny tompoko tsy hieritreritra hoe nisy namono daholo ny tovolahy zanaky ny mpanjaka, fa i Amnona ihany no maty.+ I Absaloma no nanome baiko hamonoana azy,+ noho i Amnona nanala baraka an’i Tamara+ anabaviny.+ Efa hatramin’iny andro iny izy no nikendry hamono azy.
-
-
2 Samoela 18:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia nivadi-po ny mpanjaka ka niakatra tao amin’ilay efitra teo ambony vavahady, ary nitomany. Sady nandeha izy no niteny hoe: “Ry Absaloma zanako, ry zanako, ry Absaloma zanako ô! Tahaka izay mba izaho no maty fa tsy ianao, ry Absaloma zanako, ry zanako ô!”+
-