FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 I Zadoka+ zanak’i Ahitoba sy Ahimeleka zanak’i Abiatara no mpisorona, ary Seraia no mpitan-tsoratra.

  • 2 Samoela 20:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Seva no mpitan-tsoratra, ary Zadoka+ sy Abiatara+ no mpisorona.

  • 1 Mpanjaka 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy nanohana an’i Adonia kosa i Zadoka+ mpisorona, Benaia+ zanak’i Joiada, Natana+ mpaminany, Simey,+ Rey, ary ny miaramila matanjaka+ teo ambany fahefan’i Davida.

  • 1 Mpanjaka 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.

  • 1 Tantara 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 I Ahitoba niteraka an’i Zadoka,+ ary Zadoka niteraka an’i Ahimaza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara