-
2 Samoela 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 I Zadoka+ zanak’i Ahitoba sy Ahimeleka zanak’i Abiatara no mpisorona, ary Seraia no mpitan-tsoratra.
-
-
1 Tantara 27:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ireto avy ny mpitarika ny fokon’ny Israely: I Eliezera zanak’i Zikry no mpitarika ny Robenita, Sefatia zanak’i Maka no an’ny Simeonita, 17 Hasabia zanak’i Kemoela no an’ny fokon’i Levy, Zadoka no an’ny taranak’i Arona,
-