Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay. 1 Tantara 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny zanakalahin’i Israely:+ Robena,+ Simeona,+ Levy,+ Joda,+ Isakara,+ Zebolona,+
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay.