Asan’ny Apostoly 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy nitsahatra niely àry ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra+ tany Jerosalema. Be dia be koa ny mpisorona lasa nanaiky ny finoana.+
7 Tsy nitsahatra niely àry ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra+ tany Jerosalema. Be dia be koa ny mpisorona lasa nanaiky ny finoana.+