Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+ Romanina 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy misy maha samy hafa ny Jiosy sy ny Grika.+ Iray ihany ilay Tompo ambonin’izy rehetra, sady manome be dia be ho an’izay* rehetra miantso azy. Galatianina 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Amin’izay mantsy ny fitahiana azon’i Abrahama dia ho azon’ny firenena hafa koa, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy,+ mba hahazoantsika an’ilay fanahy nampanantenaina,+ noho isika mino.
5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+
12 Fa tsy misy maha samy hafa ny Jiosy sy ny Grika.+ Iray ihany ilay Tompo ambonin’izy rehetra, sady manome be dia be ho an’izay* rehetra miantso azy.
14 Amin’izay mantsy ny fitahiana azon’i Abrahama dia ho azon’ny firenena hafa koa, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy,+ mba hahazoantsika an’ilay fanahy nampanantenaina,+ noho isika mino.