1 Jaona 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izay fanambarana rehetra tsy manaiky an’i Jesosy kosa tsy avy amin’Andriamanitra.+ Fanambaran’ny antikristy izany, ilay efa henonareo hoe ho avy,+ ary efa eo amin’izao tontolo izao sahady izao.+ 2 Jaona 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Be dia be mantsy ny mpamitaka eto amin’izao tontolo izao,+ izany hoe ny olona tsy manaiky hoe nofo aman-dra i Jesosy Kristy tamin’izy tonga teto an-tany.+ Ireo no mpamitaka sy antikristy.+
3 Izay fanambarana rehetra tsy manaiky an’i Jesosy kosa tsy avy amin’Andriamanitra.+ Fanambaran’ny antikristy izany, ilay efa henonareo hoe ho avy,+ ary efa eo amin’izao tontolo izao sahady izao.+
7 Be dia be mantsy ny mpamitaka eto amin’izao tontolo izao,+ izany hoe ny olona tsy manaiky hoe nofo aman-dra i Jesosy Kristy tamin’izy tonga teto an-tany.+ Ireo no mpamitaka sy antikristy.+