FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.11 2
  • 10-16 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.11 2

10-16 NOVAMBRA

TONONKIRAN’I SOLOMONA 3-5

Hira 31 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Nahoana no Zava-dehibe ny hoe Tsara Toetra?

(10 min.)

Hita tamin’ny fomba firesak’ilay ankizivavy solemita fa tsara toetra izy (To 4:7, 11; w15 15/1 30 § 8)

Noharina tamin’ny zaridaina tena tsara tarehy izy satria nankatò ny fitsipik’i Jehovah momba ny fitondran-tena (To 4:12; w00 1/11 11 § 17)

Afaka miezaka ny ho tsara toetra isika rehetra satria izany no zava-dehibe kokoa noho ny hoe tsara tarehy (g16.4 15 § 1-2)

Sary: 1) Anabavy be fitiavana manambitamby anabavy tanora kivy. 2) Rahalahy tanora kokoa faly manampy rahalahy be taona eny amin’ny fanompoana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona amin’ny toetra tsara ananan’ny rahalahy sy anabavy no tena tiako?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • To 3:5​—Nahoana ny “zanakavavin’i Jerosalema” no nasaina nianiana ‘tamin’ny gazela sy tamin’ny serfavavy any an-tsaha’? (w15 15/1 31 § 11)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 7:6 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd 6:4)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Atoroy an’ilay olona hoe ahoana no hahitany fanazavana amin’ny fiteniny, ao amin’ny jw.org. (lmd 4:3)

6. Lahateny

(5 min.) lff 52:1-3​—Foto-kevitra: Milaza ve ny Baiboly hoe Ratsy ny Manao Makiazy sy Firavaka? (th 1)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 36

7. Ao Amin’ny Tompo Ihany Manambady (Ge 28:2)

(8 min.)

Alefaso ilay VIDEO.

8. Te ho Vady Tsara ve Ianao?

(7 min.) Fiaraha-midinika.

Mitady vady ve ianao? Raha misy olona te hanambady dia mandinika anao, olona tsara toetra ve no fahitany anao? Na dia mody tsara toetra sy manao zavatra be mifandray amin’ny fanompoana an’i Jehovah aza ny olona iray, dia tsy maintsy ho hita foana ny tena toetrany rehefa mandeha ny fotoana.

Anabavy iray manome ny toerany ho an’ny vehivavy be taona iray ao anaty bisy.
Rahalahy iray sy ny mpiara-miasa aminy miala eo amin’ny toerana avy nanaovan-dry zareo fanorenana. Manome taratasy mivalona an’ilay mpiara-miasa aminy ilay rahalahy.
Rahalahy roa sy anabavy roa eny amin’ny fanompoana. Tsara fanahy ny iray amin’ireo rahalahy manondro ny toerana tokony hitorian’ireo anabavy.

Misy toetra mampiavaka ny olona mifandray tsara amin’i Jehovah ireo ambany ireo. Mitadiava andinin-teny iray mifandray amin’ny toetra tsirairay.

  • Tia an’i Jehovah sy mino azy

  • Mahavita mitondra tsara ny ankohonany na vonona hanaiky ny fahefan’ny vadiny

  • Tsy tia tena fa be fitiavana

  • Mahay manavaka sy mahay mandanjalanja

  • Manao tsara ny asany sy mazoto miasa

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff 10:1-4

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 87 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara