FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niakatra nankany amin’Andriamanitra i Mosesy. Dia niantso azy avy teo amin’ilay tendrombohitra i Jehovah,+ ka nanao hoe: “Izao no holazainao amin’ny taranak’i Jakoba sy hoteneninao amin’ny zanak’Israely:

  • Eksodosy 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Araka izay rehetra asehoko anao ho modelin’ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra, no tokony hanaovanareo azy.+

  • Eksodosy 27:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ataovy toy ny vata poakaty ny alitara, ka hazo fisaka no hanaovanao azy. Ary araka izay naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovana azy.+

  • Asan’ny Apostoly 7:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+

  • Hebreo 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ireo olona ireo anefa dia manao fanompoana masina izay tandindona+ fotsiny sady aloky+ ny zavatra any an-danitra, araka ny nandidian’Andriamanitra+ an’i Mosesy, fony izy hanamboatra ilay tranolay.+ Hoy mantsy Andriamanitra: “Tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao ny zava-drehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara