FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Farany, dia nampiantso an’i Mosesy sy Arona i Farao, ka nanao hoe: “Nanota aho tamin’ity indray mandeha ity.+ I Jehovah no marina,+ fa izaho sy ny oloko kosa no diso.

  • 1 Samoela 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Saoly: “Efa nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy teo imasonao ny aiko+ androany. Hadalana mihitsy no nataoko ary tena diso aho.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara