FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nalain’i Josoa avokoa ireo tany rehetra ireo, dia ny faritra be tendrombohitra sy Negeba+ manontolo sy Gosena+ manontolo sy Sefela+ sy Araba+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely mbamin’ilay Sefela+ any,

  • Josoa 21:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo, araka izay nianianany+ tamin’ny razan’izy ireo, ka tsy nisy nahatohitra azy ny fahavalony rehetra, na iray aza.+ Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra.+

  • Nehemia 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa niditra teto amin’ity tany ity ny taranak’izy ireo+ ary naka izany ho fananany.+ Nataonao resy+ teo anatrehan’izy ireo ny Kananita+ nonina tao, ary natolotrao teo an-tanany ny mpanjakany+ sy ny mponin’ilay tany,*+ ka nataon’izy ireo araka izay nitiavany azy.+

  • Salamo 78:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+

      Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+

      Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+

  • Salamo 105:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+

      Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+

  • Asan’ny Apostoly 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.

  • Asan’ny Apostoly 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nizara ny tany Kanana tamin’ny alalan’ny antsapaka izy, rehefa avy nandringana firenena fito tao amin’io tany io.+

  • Hebreo 11:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Finoana no nampianjera ny mandan’i Jeriko rehefa nohodidinina nandritra ny fito andro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara