2 Ary hoy izy: “Mba mivilia re, tompoko, ho any an-tranon’ny mpanomponareo, raha sitrakareo, ka matoria any anio alina, ary aoka hosasana ny tongotrareo.+ Avy eo dia afaka mifoha maraina ianareo ka manohy ny dianareo.”+ Dia hoy ireo: “Tsia, fa eo an-tany malalaky ny tanàna izahay no hatory.”+