17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”
22 Hofaizin’Andriamanitra anie ny fahavalon’i Davida,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lahy rehetra+ izay azy, mandra-paharainan’ny andro!”+