FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany, dia hahatonga loza amin’ny ankohonan’i Jeroboama aho, ka haringako daholo ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, dia ireo tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.+ Ary hofafako tsy hisy intsony ny ankohonan’i Jeroboama+ toy ny famafa diky,* mandra-panaisotra azy tanteraka.+

  • 1 Mpanjaka 16:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, sy ny havany mpamaly ra,+ ary ny namany.

  • 1 Mpanjaka 21:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia hahatonga loza aminao aho+ ka hofongorako tanteraka ny taranakao,+ ary haringako ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonanao, mbamin’izay tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.

  • 2 Mpanjaka 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia aringano ny ankohonan’i Ahaba rehetra. Koa haringako tsy ho eo amin’i Ahaba+ ny lahy rehetra+ sy ny tsy misy mpiaro ary ny tsy misy ilana azy+ rehetra eo amin’ny Israely.

  • 2 Mpanjaka 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary raha vao tonga tany amin’izy ireo ilay taratasy, dia nalain’izy ireo izy fitopolo lahy zanaky ny mpanjaka, ka novonoiny.+ Dia nataony tao anaty sobika ny lohan’izy ireo, ka nalefany tany amin’i Jeho tany Jezirela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara