17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”
13 Hofaizin’i Jehovah anie i Jonatana,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha toa aho ka tsy milaza aminao ka mandefa anao soa aman-tsara, rehefa fantatro fa te hanisy ratsy anao ny raiko! Homba anao anie i Jehovah,+ toy ny nombany ny raiko!+